Radio Don Bosco - FM 93.4 - Antananarivo

Ajouter cette radio à vos favoris

Plus je lécoute et plus je laime

Ads by Google AdSense

Mur

Invité

Invité

Salama e! Tsy nahazo RDB zahay aty Burundi efa ho iray volana eo ho eo izao! Mba rosoy vahaolana zahay azafady e! Misaotra mialoha

avr. 17, 2014, 1:31 après-midi GMT

Invité

Invité

Salama e, tena tsy mandeha mintsy ny RDB a via internet ô, aty Gabon zahay amin'zao mba te hanaraka ny Herinandro masina fa tena tsisy mandeha nefa ny radio Gasy hafa mandeha. Mba afaka jerena ve tompoko, sa misy lien hafa. Mankasitraka sahhady e.

avr. 17, 2014, 6:23 matin GMT

Invité

Invité

Gilbert talatamaty ysy mahazo mihitsy ny radio internete eto talatamaty mba jereo azafady

avr. 15, 2014, 12:39 matin GMT

Invité

Invité

Tsy maheno ny vaovoa adaladala angaha ianareo! Tongava aty aminay. Ory teknisiana ao @ RDB a mba jereo kely izahay aty evelany rehetra aty fa ho faty aty any izahay raha tsy maheno anareo e! Aleo fa ho avy tsy ho ela toan'ny Praministra ny radio anareo. Misaotra mampita vaovao. Erika Jean Bosco

avr. 14, 2014, 2:20 après-midi GMT

Invité

Invité

Salama Tompoko ô! Tsy mandeha ny RDB ôa è !

avr. 9, 2014, 5:44 après-midi GMT

Invité

Invité

Tsy mety mandeha koa ny RDB en direct aty France fa sao dia mba azonareo omena soso-kevitra izahay mba ahafahanay manaraka ny emission rehetra en direct .

avr. 9, 2014, 5:12 matin GMT

Invité

Invité

SALAMA ABY VA? EFA MBA MANAHOANA NY TOETR'ANDRO ANY IVELANA ANY

jan. 16, 2014, 10:40 matin GMT

Invité

Invité

MIARAHABA ANGARE ANGY IVELANY ANGY AHO NOHO NY FAHATRATRARANA NY TAONA VAO2 2014 HITONDRA FAHOBIAZANA HO ANTSIKA ITY TAONA VAO2 ITY Gilbert Jeunesse Franciscaine Ivato Aeroport SAMIA HOTAHIAN'ANDRIAMANITRA ABY!

jan. 15, 2014, 4:35 après-midi GMT

Invité

Invité

MISAOTRA AN'ANANDRIAMANITRA FA NAHATRATRA NY TAONA 2014 ISIKA Gilbert JEUNESSE FRANCISCAINE IVATO AEROPORT

jan. 15, 2014, 4:27 après-midi GMT

Invité

Invité

tsy maheno RDB intsony izahay aty Philippines. Tena tsy afaka manaraka Lemesa en direct intsony izahay sy ny ny fandaharana hafa. Mba jereo vahaolana. Salamat po

déc. 29, 2013, 7 matin GMT

Critiques - Noter cette station:

Pas de critiques encore. Soyez le premier à en faire une!

Toutes les langues

Voir cette page en Anglais: Play Radio Don Bosco online

Ecouter en direct, en ligne. Playlist, tracklist et liste de chansons les plus jouées, a venir...

PC a besoin de Windows Media Player - Mac a besoin de Real Player en plus - Voyez les questions fréquentes pour plus d'information sur comment écouter en direct le radio streaming